Actualités

International catering cup 2023 Nahazo mari-pankasitrahana ireo solontentsika


  • Alakamisy 02 Febroary 2023

Tafaverina eto Antananarivo ireo “cheffes” 2 vavy, Bodo Rakotovao sy Fenosoa Rahajamalala ary ny coach Lalaina Ravelomanana.

Izy ireo izay tsiahivina fa nandray anjara tamin'ilay fifaninanana iraisam-pirenena momba ny fahaiza-mahandro “international catering cup 2023”, ary nahazo ny laharana faha 4 tamin'ireo firenena 12 nandray anjara. Voalaza fa isan’ny tena nampiaiky volana ny vahiny izy ireo nandritra ny fifaninanana natao tany Lyon France. Nomen'ny ministeran'ny Fizahantany mari-pankasitrahana izy ireo tamin'ny ezaka vitany sy ny fanandratany ny voninahim-pirenena. Endrika maneho hatrany ny tahaka izao fa tsy mitsanga-menatra ny Malagasy amin’ny sehatra maro toy ny sakafo, robotika, informatika, fanatanjahantena,…
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT