Actualités

Indice de capital humain” Ratsy toerana I Madagasikara


  • Alakamisy 27 Aprily 2023

Zara raha 0,39 ny tondro momba ny fananana olombelona tena voavolavola ho hery sy fanoitra amin’ny fampandrosoana na “indice de capital humain”

ho an’I Madagasikara, raha ny tatitry ny Banky Iraisam-pirenena. Voasokajy ho isan’ireo tena ambany indrindra maneran-tany. Midika io fa ny zaza Malagasy dia tsy tena voalovaloha ho olon-dehibe mamokatra, mifanohitra amin'ny ankizy hafa tomombana tsara ara-pahasalamana sy tena nobeazina tsara, raha ny fijerin’ny Banky iraisam-pirenena azy. Tena mampitahotra izany, ary heverina fa isan’ny sakana iray amin’ny fampandrosoana. Ny olombelona mantsy no harena voalohan’ny firenena iray, ary ny fanabeazana no isan’ny fitaovana mahery vaika indrindra ahafahana manova izao tontolo izao.
Toky
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT