Actualités

Imerintsiatosika RN1 May hotohoton’ny afo ilay kamiao feno entana


  • Talata 30 Jona 2020

Kamiao iray feno entam-barotra hizotra mianandrefana manaraka ny lalam-pirenena voalohany (RN1) iny no nirehitra omaly hariva.

 

 

 

 

 Tsy lavitra ny toby mpaninjara solika eo ampivoahana ny tanànan’i Imerintsiatosika no nisehoan’ity tranga mampalahelo ity. May kila hotohoton’ny afo ilay kamiao sy ny entana tao anatiny. Nanampy trotraka ny fisian'ny solika, tamin'ireo entana tao anatiny, ka nampiitatra ny firehetana. Tsy nisy kosa ny aina nafoy tamin’izany, fa ny fananana no potika tsy nisy noraisina.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT