Actualités

Ihosy Nosoloina ilay “gardien chef” tao amin’ny fonja


  • Sabotsy 09 Mey 2020

Fantara izao, avy amin’ny fampitam-baovaoa avy any an-toerana, fa efa nosoloina vaovao ny lehiben’ny fandraharahana ny fonja “gadien chef” ao amin’ny fonjan’

 

 

 

 

Ihosy any amin’ny Faritra Ihorombe noho ilay fahavakisan’ity fonja tamin’ny alahady 03 mey 2020 lasa teo. Marihana fa gadra niisa 12 no tafaporitsaka tafavoaka an’ity fonja ity tamin’izany ka efa nisy 2 no voasambotra tamin’ireo rehefa noraisin’ny mpitandro filaminana any an-toerana ny fepetra fametrahana ny « barrage » sy fikarohana azy ireo.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT