Actualités

Iarivo Radio Hampahafantatra ny asan’ny kaominina


  • Zoma 12 Jona 2020

Natao hampahafantarana ny asa sy andraikitry ny atao hoe kaominina eto Antananarivo renivohitra ny Iarivo Radio 95.6 FM, hoy ny taleny, Felix Randriamandimbisoa.

 

 

 Mbola be dia be ny olona no tsy mahafantatra ny tokony alehany eo amin’ny lafiny foto-drafitrasa, ohatra. Andraikitr’ity haino aman-jerin’ny CUA ity no mampahafantatra ny toerana azo hanorenana na tsia sy ny taratasy ilaina amin’izany. Eo koa ny fanabeazana maha olompirenena ho ataon’ny kaominina. Fampahalalam-baovao sy fanabeazana no tanjona. Ao anaty fahamehana ara-pahasalamana anefa isika izao ka dia mibahana aloha izany hatreto ny vaovao momba ny Covid 19, hoy hatrany izy.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT