Actualités

HVM Ivato Mizara fanomezana eny an-tokontanin’ny kaominina


  • Zoma 24 Jolay 2015

Fanampiana sa fampielezan-kevitra ? Nanatitra dapam-pako vita amin’ny tapaka barika plastika ho an’ny Kaominina Ivato ny HVM eny an-toerana omaly,

 

 narahina vola efatra hetsy Ariary ho an’ny mpandraoka fako. Nanaovana lanonana teo an-tokontanin’ny Kaominina Ivato Aéroport teo aloha ny tolotra, ary nitadiavana seza miloko manga ho an’ny nasaina. Vadin’ny kandida Ben’ny tanànan’ny HVM sady Ben’ny tanàna teo aloha ao an-toerana no nitarika ny mpanome. Nanontaniana ny teo anivon’ny CENI-T raha mifanaraka amin’ny lalàna mifehy ny fampielezan-kevitra ny tranga toy izany, saingy samy nangina tsy namaly avokoa izay nanontaniana.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT