Actualités

HOPITALY PZAGA MAHAJANGA Feno 90 taona


  • Alatsinainy 21 Jolay 2014

1924-2014 ! Feno 90 taona niasana sy niorenana ny hopitaly Pzaga Androva, voalohany tao Mahajanga fa mbola an’ny miaramila taloha.

Taty aoriana anefa dia noraisin’ny fanjakana izy io ary novaina ihany koa ny anarany natao hoe CHR, ny fomba fitantanana tao ihany koa dia novana. Fotodrafitrasa maro no natsangana tao izay ezahin’ireo mpitantana ao hohatsaraina hatrany, toy ny « laboratoire sy ny radio » ary ny toerana fitehirizana ra. Valo ireo mpitsabo matihanina manodina io hopitaly io miaraka amin’ireo mpitsabo mpanampy. Mandritra ny fankalazana dia maimaimpoana avokoa ny fitsaboana rehetra atao ao. Nisy ny fizarana mari-pankasitrahana an’ireo mpiasa nahavita be teo amin’ny fampandrosoana ny hopitaly PZAGA Mahajanga.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT