Hopitaly HJRA

Nihena ny isan'ireo niditra hopitaly nandritra ny fety


  • Alarobia 27 Desambra 2023

Ambany ny tahan-ireo niditra teny amin’ny hopitaly HJRA tamin’ity

taona 2023 raha oharina ny tamin’ny taon-dasa hoy Rafiliposon Nathalie, lehiben’ny serasera ao amin’ny CHU-JRA omaly. Raha 46 tamin’ireo 223 nanao fizaham-pahasalama no niditra hopitaly ny taona 2022 dia ny 49 tamin’ireo 192 nanao fizahana tao an-toerana ihany no niditra hopitaly tamin’ity taona ity. Olona roa kosa no fantatra fa namoy ny ainy. Tsy fahazakana sakafo nandritra ny andron’ny fety no nahazo ny ankamaroan’ireo tonga teny raha ny fanazavana hatrany. Voaray an-tanana daholo moa ireo nanantona teny an-toerana nanomboka ny 24 hatramin’ny 25 Desambra 2023.
Lalaina Rav
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT