Hitsotra ny fahalemena

Nanonofy indray aho alina fa nody ventiny ny rano natsakaina


  • Alarobia 05 Jona 2024

tamin’ireo fitsidihana sy fitetezana firenena maro, mila ho in-droa isam-bolana.

Serasera re izao tany Korea Atsimo izao, ka nilazana fa manga ny lanitra, manampy be ara-toekerana ny fisian’ny orinasa Koreanina mitrandraka harena an-kibon’ny tany eto. Dia tena adino sy mody odiana adala ny fiantraikan’ny krizy ara-toekerana noho ny tsy fahaiza-mitantana misy eto. Eny e ! fanao ny midoka tena sy miantso ireo namana tokony ho avy, fa ilay fandokoana ny mainty ho fotsy kosa tena tsy lasa e ! Fotoana izao tena tokony hitsorana sy iantsoana fiaraha-miasa matotra hoe : mba ampio izahay amin’ity olan’ny angovo, tsy fahafehezana ny famokarana, olan’ny tsy fananan’asa sy ny maro hafa ity, fa tsy handeha hidedaka amin’ny jiron’akoho izay tsy dia misy ilàn’ny mpiara-miombon’antoka azy !
Tia Tanindrazana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT