Natomboka omaly ny asa tanamaro na HIMO fanadiovana tatatra eny amin’ny
Boriborintany faha-6 Ambohimanarina, Antananarivo renivohitra. Nosantarina teny Ankazomanga ny asa izay haharitra 20 andro. Olona miisa 150 isan’andro no hahazo asa mandritra izany, miasa ora 5 isan’andro andraisana vola 3000Ar.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.