Actualités

Hetsika Rohy Maniry ny hampian’ny fitondrana


  • Zoma 25 Aogositra 2017

Nosokafana tetsy amin’ny esplanade Analakely omaly alakamisy 24 aogositra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fiarahamonim-pirenena.

 An-jatony mahery ireo fikambanana mivondrona ao no nampiranty ny maha izy ireo teny an-toerana. Araka ny nambaran-dry zareo avy eo anivon’ny hetsika Rohy izay mampivondrona fiarahamonim-pirenena maro dia anisan’ny mandray anjara betsaka amin’ny ady ho amin’ny fametrahana fanjakana tsara tantana eto amin’ny firenena ny fiarahamonim-pirenena. Imasoan’izy ireo ny hahatongavana amin’izany, raha ny fanazavana, ny ady amin’ny kolikoly sy ny fametrahana ny mangarahara eo amin’ny fitantanana ary ny fametrahana paikady hahatonga ny fifidianana ho avy tsy hiteraka korontana intsony. Tokony hisy, hoy izy ireo, ny tetibolam-panjakana manokana anefa hanampiana azy ireo.

J. Mirija


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT