Actualités

Hery Frederic Ranjeva Mpisolovava mendrika indrindra any Frantsa


  • Alarobia 01 Jolay 2020

Teratany Malagasy indray no anisan` ireo voafidy ho mpisolovava mendrika any Frantsa. Araka ny fanadihadiana nataon` ny gazety boky “The Best Lawyers in France”

 

 

 

dia ny Me Hery Frederic Ranjeva no nisalotra izany anaram-boninahitra izany miampy ireo mpisolovava miara-miasa aminy eo anivon` ny Cabinet “Foley Hoag”. Raha tsiahivina dia ny 26 jona lasa teo dia ny Commissaire de Police Hanitriniaina Ramiliarisoa no mpampiofana polisy manamboninahitra vahiny mendrika indrindra nandritra ny fiofanana nataony tao amin'ny sekoly ambony ny Polisim-pirenena tany Frantsa. Maro ny olomanga eto amin` ny firenena saingy tsy ampy ny fanosehana azy ho tonga amin’ny ambony kokoa eto amintsika ka any ivelany no mahazo tombony.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT