Actualités

Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref “Tsy hazo ianao ka hatao tohatra na tetezana”


  • Alatsinainy 20 Febroary 2023

Raha ho fitaovana ihany dia aoka ho fitaovana hametraka tontolo hanjakan'ny rariny sy ny marina, hoy ny mpanao politika, Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref.

Fitaovana hampisy vidiny ny ezaka sy ny fiaretana, hoy izy. Tsy hazo anefa ianao ka hatao tohatra na tetezana fa olombelona manan-tsaina, manam-panahy. Miomàna hahilik'ireo mpanao fitaovana rehefa tonga saina tsy manaiky ho fitaovany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT