Actualités

Herisetran’ny miaramila zazavao Nodimandry omaly ilay lehilahy voadaroka teny Avaradoha


  • Alakamisy 20 Jolay 2023

Rakoto Solo Sylver Zanany, 43 taona, raim-pianakaviana isan'ireo voadaroky ny miaramila zazavao teny Avaradoha, tranga niseho ny volana mey teo,

no nodimandry omaly, raha ny fampitam-baovao voaray. Noho ny takaitra nahazo azy na dia efa nitsabo tena aza ny lehilahy no tsy nahatana ny ainy, hoy ny fanazavana. Nisy ratra tany anaty, raha ny voalazan'ny fianakaviany. Namela mpitondra tena sy kamboty miisa 2 ny lehilahy amin’izao fahalasanany izao, hoy hatrany ny fampitam-baovao. Asa raha tany amin’ny firenen-kafa toa an’i Lafrantsa no nisy toy izao fa dia may indray angamba ny tanàna, hoy ny fanehoan-kevitr’ireo mpanara-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT