Actualités

Herisetra tany Morombe Maty voatifitra sady very volabe ilay mpividy omby


  • Alatsinainy 27 Jolay 2015

Tsy voafehy ny fiparitahan’ny basy izay mampirongatra ny tsy fandriampahalemana sy ny asa ratsy isan-karazany eto amintsika.

 

 

 

 Ny alin’ny zoma teo, tany amin’ny distrikan’i Morombe, dia mpividy omby iray no maty notifirin’ny jiolahy teo amin’ny kibony, ary lasa ny volabe tany aminy saika hividianana omby, izay tsy voafaritra mazava aloha hatreto hoe : ohatrinona marina, raha ny vaovao voaray. Avy nisotrosotro tamina “ bar ” iray ity mpividy omby ity saika hamonjy ny trano nivantanany no nisy nanafika sy nitifitra teny an-dalana.

 

Eric R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT