Actualités

Herinandron’ny fifandraisan-davitra «Manana toe-tsaina tsy resy ny mpianatr’i Vontovorona»


  • Alarobia 12 Aprily 2023

Nosantarina omaly teny amin’ny sekoly ambony momba ny politekinika eto Antananarivo na ESPA etsy Vontovorona ny herinandron’ny fifandraisan-davitra na

Semaine de la télécommunication» ary tsy hifarana raha tsy ny 14 aprily izao. Nofidiana manokana ny ESPA, hoy ny fanazavana, satria saika ireo sangany hatrany ireo mpianatra mpikaroka navoakan’ny sekoly hatramin’izay, raha ny resaka fahafehezana tekinolojia vaovao momba ny fifandraisan-davitra na NTIC no ambara. Manohana manokana ireo mpianatra hivoaka ao anatin’ny fianarana izay ny orinasam-pifandraisan-davitra Telma, ankoatran’ny fanohanany ny hetsika. Saika mpianatra nivoaka tety Vontovorona izahay ary nahita fa ety dia mafimafy kokoa fianarana, ny zavatra iainana, ny fikarohana atao. Noho izay odidim-piainany andavan’andro izay dia manana toe-tsaina tsy resy ny mpianatr’i Vontovorona, hoy hatrany ny fanazavan’ireo mpikarakara ity hetsika ity.

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT