Hasarotam-piaro tafahoatra

Vehivavy 29 taona maty notsatoham-badiny antsy


  • Alakamisy 25 Aprily 2024

Vehivavy kely iray vao 29 taona antsoina hoe : Bezafy Armella omaly Alarobia 24 Aprily no fantatra fa maty

notsatoham-badiny tamin’ny antsy tany amin’ny distrikan’i Vohemar. Mpanamboatra fiara avy ao Androrona Vohemar ihany ilay lehilahy nahavanon-doza io, raha ny vaovao azo. Vokatry ny hasarotam-piaro diso tafahoatra efa nihotrika tao aminy no voalaza fa antony nanosika azy hanafaka ny aim-badiny tahaka izao. Nitsoaka moa ilay lehilahy taorian'ny habibiana vitany ary efa karohin'ny mpitandro filaminana.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay tovovavy kely vao herotrerony maty novonoim-badiny ! 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT