Harena an-kibon’ny tany

Handalo fankan-kevitra ny fanamafisana ny lalàna


  • Talata 09 Aprily 2024

Hisy ny fakan-kevitra amin’ireo mpisehatra amin’ny tontolon’ny harena an-kibon’ny tany hatao

etsy amin’ny MBC na Mining Business Center etsy Mamory Ivato ny 12 aprily izao, mikasika ny fampiharana ny lalàna laharana 2023-007 mikasika ny fanavaozana ny lalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara. Betsaka ireo fepetra noraisina izay mila hamafisina amin’ny dingana araka ny lalàna mba hahafahana mampihatra azy araka ny tokony ho izy, raha ny voafaritry ny EITI (Extractive Industries Transparency Initiative). Raha hiverenenana, dia nisy ny fanintsiana ny lalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tanàna izay mitsinjara ho andinin-dalàna 238 mizara lohahevitra 13, miresaka ireo fombafomba toy ny fahazoana fahazoan-dàlana, ny antoka amin’ny fitoniana eo fampiasam-bola, ny tamberiny samihafa avy amin’ny fitrandrahana, ny fandikan-dalàna,…

Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT