Hanaiky ny fahadisoana sy hanetry tena…

Sanatrian’ny vava aladihan’ny


  • Alarobia 15 Mey 2024

lela fa tahaka ny tongo-bakivaky ka sady marary no mahamenatra ity zava-manjo an’i Gasikara.

Ny vahoaka milomano ao anaty fahantrana sy fahoriana, ny mpitondra tototry ny fahafaham-baraka manara-penitra noho ny tsy fahaiza-mitantana. Dia hoy aho hoe : mbola tsy mahatonga saina anareo ihany ve izao zava-mitranga izao ? Mbola sahy milaza sy miteny fa izao ilay Madagasikara tsy maintsy mandroso ? Manahy aho fa mbola nofy ririnina ihany ny ahy ilay hoe : mba hanetry tena amin’izay, hanaiky ny fahadisoana, hanarina ny lesoka tamin’ny fitantanana firenena,… Indrisy ry fireneko fa mbola toy ny vorona azon’adala ianao ka raha tsy maty mifoifoy volo. Tsy afaka hanary toky anefa isika, mbola betsaka no azo atao, fa mila fifohazan-tsaina sy fiaraha-mientana !
Tia Tanindrazana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT