Halatra sy fivadihana tamin’ny mpampiasa

4 tapitrisa Ariary no omena izay mahita an’i Jhon Flavio


  • Alatsinainy 12 Febroary 2024

Araka ny filazana fikarohana nataon’ny fiadidiana ny zandarimaria eto Analamanga

hatramin’ny faran’ny volana novambra 2023 teo dia karohina i Andrianantenaina Walter Jhon Flavio. Halatra sy fanimbana mpampiasa na «Vol au préjudice de son employeur» no voalaza ho anton’izay ombay mitady izay. Teny Ankadindramamy no fantatra fa nihitana azy farany, raha ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary hatrany. Mitentina 4 tapitrisa Ariary na 20 tapitrisa Iraimbilanja kosa no voalaza fa valisoa omena izay mahita ity tovolahy 22 taona ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT