Actualités

Halatra bevavan’ny orinasam-pifandraisana Nangiana ilay vaomiera mpanadihady


  • Alarobia 26 Aprily 2023

Nangiana tsy handrenesam-peo ankehitriny ilay vaomiera mpanadihady momba ny halatra bevavan’ireo orinasam-pifandraisan-davitra eto Madagasikara eny anivon’ny antenimieram-pirenena.

Mifandimby hitarainan’ireo mpanjifa daholo anefa amin’izao fotoana izao ireo tambazotram-pifandraisan-davitra miisa 3, indrindra, eo amin’ny resaka aterineto na «internet». Mihitsoka ny fisosa na «connexion» ary misy fotoana aza tsy hita tampoka mihitsy. Ny an’ny sasany lazaina fa tolotra maharitra herinandro kanefa 2 na 3 andro dia lany, amin’ny tsy nisy hoe fandaniana be manao ahoana nataon’ny mpanjifa fa dia tena hoe voatroaka fotsiny izao ny fahana nampidirinao, hoy hatrany ny santionan’ireo fitarainana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT