HAINTRANO TAO TSIMENATSE

Mpianatra manodidina ny 10 no tsy afaka hianatra intsony


  • Alakamisy 21 Novambra 2024

Mpianatra manodidina ny 10 isa raha kely no tsy afaka hanohy ny fianarany intsony aloha ao

amin’ny Fokontany Tsimenatse, distrikan’i Toliara I. May omaly maraina mantsy ny trano fonenan’izy ireo miisa 2 ka ireo fitafiana teny an-koditr’izy ireo sisa no tavela. Tany am-pianarana moa izy ireo no nitranga ny loza izay tsy mbola fantatra ihany koa ny antony tena nahatonga azy. Manao antso avo amin’ireo malala-tanana sy tsara sitrapo izy ireo araka izany mba hijery akaiky ny momba azy ireo. Tsiahivina moa fa fotoana mampahazo vahana tanteraka ny haintrano eto amintsika izao andro mafanabe somary mandrivotra izao. Tokony hitandrina araka izany ny tsirairay indrindra fa ireo mampiasa labozia…ao an-tokantrano.
Nangonin’i Pati
Legende : Tahaka izao ny fahorian’ireo fianakaviana nijery ny fananany lasa lavenona !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Elia Rabevahiny
  • Alarobia 06 Mey 2026

«Finiavana politika ihany

  • Manomboka mipoitra
  • Alarobia 06 Mey 2026

ireo nisitrika sy nitsoaka

  • Maitre Michel Le Dragon
  • Alarobia 06 Mey 2026

«Mpanavotra no dikan’ny anarana hoe «Mickael»»

  • Natosiky ny vadiny
  • Alarobia 06 Mey 2026

avy amin’ny rihana ambony ?

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Talata 05 Mey 2026

«Mila lalàna afaka manasoa

  • FIARAHA-MIASA
  • Talata 05 Mey 2026

Influenceurs miisa 7 lasa any Rosia

Hijery ny tohiny
FTT