HAINTRANO TAO PORT-BERGE

May avokoa ny vola hiatrehana ny fidiran’ny mpianatra


  • Alarobia 04 Septambra 2024

Mpianatra manodidina ny 40 isa raha kely no tsy afaka hanohy ny fianarany ao Bejabora,

kaominina ambanivohitra Ambodivongo, distrikan’i Port Berge. Noho ny fisian’ilay haintrano nitranga tany an-toerana ny alin’ny 02 Septambra lasa teo tokony ho tamin’ny 12 ora atoandro no nahatonga izany. Trano 25 tafo no indray lasa lavenona raha olona manodidina ny 90 isa no traboina. Saika lasa lavenona vokatr’io haintrano io avokoa moa ireo tahiry hiatrehana fotoam-pahavaratra sy ny fidiran'ny mpianatra amin'ny herinandro ambony io raha tsy lazaina intsony ny fitaovam-pianarana kely efa azo sy ny fitaovam-pivelomana.Vao mainka hampitombo ny tahan’ireo mpianatra tsy tafiditra an-tsekoly ny fisian’ity tranga ity.
Pati 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT