Actualités

Haino aman-jery Miantso tolo-tanana ny Radio fahazavana


  • Alakamisy 18 Jona 2020

Manoloana ny hahamehana ara-pahasalamana mandalo eto amin’ny firenena dia nanao antsoavo ireo mpino Kristianina ny eo anivon’ny radion’ny fiangonan’ny Jesoa Kristy eto Madagasikara na ny Radio Fahazavana (88.6 FM).

 

 

 

Isan’ny misedra izany fahamehana izany koa ny radio ka mba hahafahana manohy ny fandrenesana azy araka ny tokony ho izy no nanaovan’izy ireo antsoavo ny amin’ny mba hidiran’ireo mpino ao anatin’ilay rafitra antsoina hoe “Fikambanana Radio Fahazavana maneran-tany”. Io no fomba ahafahana mifanao tolo-tanana, hoy ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny AFIFAB na asa fifandraisana sy fampahalalam-baovao eo anivon’ny FJKM. Ny tolo-tanana moa dia azo alefa MVola amin’ny laharana 0349841039, hoy hatrany ny fanazavana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT