Actualités

Hafari Madagasikara Hanangana sampana any ivelany


  • Sabotsy 21 Jona 2014


 Resy lahatra tamin’ny asa sosialy fitsimbinana ny vahoaka madinika ireo mpianatra Amerikanina vahinin’ny Hafari Malagasy teto Madagasikara ka nanapa-kevitra fa hanangana ny Hafari International any amin’ny firenena niavian-dry zareo any Amerika. Ary satria, hoy izy ireo, efa firenena maro koa any ivelany any no maniry hanangana an’ity Hafari International ity ka dia hanampy azy ireo amin’ny fananganana izany koa izahay.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT