Actualités

Grillage" tolo-tanana etsy anosy Olona am-polony no tonga nanatanteraka izany omaly


  • Alarobia 15 Febroary 2023

Hafakely ny hetsika ny " grillage" tolo-tanana hatao etsy Anosy e amin’ny zaridaina vaovao, karakarain’ny fikambanana Tolo-tanana.

Hahafahan’ny mponin'Antananarivo maneho ny fifamatorana misy eo amin'ny fitiavana,ny nofinofy, ny faniriana ary ny firaisan-kina no tanjona ka izay te hametraka marika eo amin’io grillage io dia afaka manao izany amin'ny alalan’ny fametahana " Cadenas " amin'ny fefy avokoa. Olona am-polony no tonga nanatontosa izany teny an-toerana izay samy manana ny faniriany sy ny nofinofy entina hanatsarana ny fiainan’ny mponin’Antananarivo avokoa ka anisan’ireny ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana. Tsiahivina moa fa tsy vitsy ireo tanora no tonga nankalaza ny fetin’ny mpifankatia teny amin’ity zaridaina ity omaly.
Nangonin’i Pati
Legende : Feno cadenas tahaka izao ny fefin’ny zaridainan’Anosy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT