Actualités

Gazety Tia tanindrazana Azo jifaina amin’ny endriny elektronika


  • Alakamisy 30 Aprily 2020

Manoloana ny fivoaran’ny teknolojia sy ho fanamaivanana ny fahasahiranan’ny mpanjifa ao anatin’izao fahamehana ara-pahasalamana izao dia efa azo vidiana amin’ny endriny elektronika

 

 

 


 ankehitriny ny gazety Tia tanindrazana. Ao amin’ny www.ketrika.com no ahafahana manao azy io ary tsy anavahana fa hita ao avokoa ny pejy rehetra. Tsy vitan’ny hoe tsy mila mihetsika ao an-trano fa manaja fihibohana ireo mpanjifa amin’izay fotoana izay fa mbola manjifa ny gazety amin’ny vidiny mirary ihany koa. 300 ariary moa no saran’izay gazety Tia tanindrazana amin’ny endriny elektronika izay ary nomarihina ihany koa fa miloko avokoa ireo pejy ao anatiny.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT