Actualités

Gana dia “Fotsimaso” Iray amin’ny 100 voalohany ahiana ho ripaka


  • Alarobia 14 Oktobra 2020

Any amin’ny distrikan’Antsohihy, faritra Sofia indray ny Filoha Andry Rajoelina. Voalaza fa fitsidihim-paritra tanterahiny ho fanamarihana ny faha-62 taonan’ny nahaterahan’ny Repoblikan’i Madagasikara io.

 

 

 

 Mialoha ny lanonana hotanterahina anio 14 oktobra 2020, dia nitsidika ny toerana fikajiana ny « fotsimaso » ao Bekotrobaka ny tenany. Ny "fotsimaso" dia ganagana dia izay tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ary voasokajy ho ao anatin’ny lisitry ny zava-manan’aina 100 voalohany ahiana mafy ho lany tamingana maneran-tany araka ny fanadihadiana nataon’ny UICN na ny Fivondronam-be Iraisam-pirenena ho an’ny Fiarovana ny Natiora (Union Internationale pour la Conservation de la Nature). Anisan’ny ahitana "fotsimaso" ampanarahana ny toerana fikajiana "fotsimaso" am-bala ao Bekotrobaka-Antsohihy, hahafahana mampitombo ny taranaka azy amin’ny toerana voajanahary.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT