Actualités

Gadra 2 maty tao Fenerive-Est Noheverina ho voan'ny aretina maivana


  • Alarobia 06 Mey 2020

Nitondra fanazavana mahakasika ny nafahaty ireo gadra roa tao amin’ny fonjan’I Fenoarivo Antsinana ny Talem-paritry ny fonja.

 

 

 

 

Narary kibo ireo gadra ireo dia izy maty ireo izay adin’ny efatra ny elanelan'ny nahafaty azy. Tsy nentina tany amin’ny hopitaly fa noheverin'ny mpiambina ho aretina tsotra ilay areti-kibo kanefa hay tena henjana kanefa tsy nentina tany amin’ny mpitsabo. Noheverina fa fahapoizinana ara-tsakafo no nahazo azy ireo, fa mbola mandeha ny fanadihadiana ahitana ny tena marina.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT