Actualités

Fotsimaro – Manambolosy Najifan’ireo mpanao trafika ny andramena nogiazan


  • Alatsinainy 03 Aogositra 2015

Mihena am-pitoerana lasibatry ny mpanao trafika ireo bolabolan’andremana nogiazana ao Fotsimaro,


 Kaominina Manambolosy Distrikan’i Mananara Avaratra, Faritra Analanjirofo. Ny alin’ny zoma teo dia manodidina ny 500 bolabola no nisy naka ary naondrana tamin’ny sambo efa niandry teny afovoan-dranomasina. Mbola niverina ireo mpanao trafika halina. Ny mahagaga ny mponina any an-toerana dia jerem-potsiny ireo mpanao trafika.

Jean D.

Ragasy : Aiza ilay hoe : tsy handefitra amin’ny mpanondrana hazo sarobidy ? Sa fampiesonana fotsiny e !

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT