Actualités

Foibem-pirenena momba ny fikarohana eto Madagasikara Feno 40 taona


  • Zoma 05 Septambra 2014

1974-2014, feno 40 taona ny nijoroan’ny ny foibem-pirenena momba ny fikarohana eto Madagasikara ka nisy ny fankalazana azy io manerana ny nosy. Ho an’i Mahajanga manokana dia nomarihana tamin’ny alalan’ny diabe namakivaky ny tanàna izany niaraka tamin’ny fampirantiana ny voka-pikarohana

eta content="text/html; charset=utf-8" http-equiv="Content-Type" /> eta content="Word.Document" name="ProgId" /> eta content="Microsoft Word 12" name="Generator" /> eta content="Microsoft Word 12" name="Originator" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_filelist.xml" rel="File-List" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_themedata.thmx" rel="themeData" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_colorschememapping.xml" rel="colorSchemeMapping" />tyle type="text/css"> . Raha ny fantatra dia tsy hijanona amin’ny sehatry ny fambolena ihany ny fampirantiana fa hisy koa ny fanaovana ny fikolokoloana ireo harena voajanahary amin’ny faritra nanaovana fikarohana. Haharitra herinandro ny varotra fampirantiana ka samy ho hita ao avokoa ny vokatra avy amin’ny faritra hafa. Ny tanjona amin’ny fankalazana ity faha-40 taona niorenan’ny FOFIFA ity ny fampiharana ny fampandrosoana ny ambanivohitra. Ny alarobia teo no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ho an’ny faritra Boeny manokana ary mbola hotohizana amin’ireo faritra izay misy ny masoivohon’ny FOFIFA eto Madagasikara

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT