Actualités

Fizarazaram-paritra Tokony ho nifampierana mialoha tamin’ny vahoaka ifotony


  • Talata 19 Aogositra 2014

Mikasika ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny ary manoloana ny fandinihana ny volavolan-dalŕna mikasika ny fizarazaram-paritra hampiharina eto amintsika atsy ho atsy, dia nanambara ny Green Gasikara tamin’ny alalan’Atoa Fidison

mpandrindra ny fikambanana, fa tokony ho nifampierana ifotony tany anivon’ny vahoaka mihitsy ny nanaovana azy io. Aoka ianareo depiote, hoy ity mpandrindra ity, tsy hataon’ny mpitondra fanjakana ho mpanao didiko fe-lehibe any amin’ny vahoaka. Aoka hotsiahivina fa hitondra filaminana no nifidianan’ny vahoaka ny filoham-pirenena fa tsy hanakivy ny Malagasy. Fa ny fampihavanam-pirenena katsahintsika dia tsy inona fa fandrindrana ireo rafi-piarahamonina miainga amin’ny fotony ary ny tarigetra amin’izany dia tena hitady ny soatoavina ifotony fa tsy hipetraka ambony seza fotsiny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT