Actualités

Fizahantany Niampy 12 ireo mpitari-dalana vita fiofanana


  • Alatsinainy 21 Jolay 2014

Nivoaka ny faran’ny herinandro teo, tetsy Nanisana ny andiany voalohany “Ravinala” amin’ny lalam-piofanana mpitari-dalana na “guide touristique” izay nahitana mpiofana 12 mianadahy

Ny ONG Soamada sy ny Asasoa avy any Lafrantsa no nanofana azy ireo nandritra ny enim-bolana, Nanambara Rajerison Achile avy amin’ny Asasoa fa entina hanampiana ireo manana diplaoma nefa sahirana no antony sady hanomezana asa ireo mpiray tanindrazana ihany koa ary hanomezana hasiny ny fizahantany eto Madagasikara. Tamin’ny taona 2008 no efa nijoro ity ONG Soamada ity fa izao vao nahatafavoaka mpiofana satria dia saika nijanona mihitsy ny fanofanana noho ireny krizy teto amin’ny firenena ireny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT