Fitrandrahana solika sy entona

Noraisina ny didy fanafoanana…


  • Alatsinainy 09 Febroary 2026

Noraisina tamin'ny filankevitry ny

minisitra ireo didim-panjakàna mikasika ny fanafoanana 21 fifanarahana fizaràna famokarana sy fahazoan-dàlana 21 fitrandrahana solika sy entona tamin'ny volana martsa. Ny orinasa Madagascar Oil dia isan’ireo mpisehatra tranainy tena voakasik’ity fanapahan-kevitra ity, raha ny fanazavàna voaray. Foanana ara-dalàna ny maha manan-kery ny zony amin’ny faritra miisa 4 lehibe ananany. Isan'izany ny any Bemolanga, raha ny angom-baovao voaray ny fiafaran’iny herinandro teo iny hatrany.
Nangonin’i J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT