Actualités

Fitrandrahana harena ankibon’ny tany Tsy ara-dalàna ireo fifanarahana tamin’ny 2012-2013 Fitrandrahana harena ankibon’ny tany Tsy ara-dalàna ireo fifanarahana tamin’ny 2012-2013


  • Talata 05 Aogositra 2014

izay mandrara ny fanomezana alalana amin’ireo karazana fitrandrahana. Tsy ara-dalàna noho izany ireo fanomezan-dalana nivoaka nanomboka tamin’ny taona 2012-2013 ka manery ny fanjakana hanaja ireo fifanarahana vita mandritry 40 taona, araka ny tatitra ofisialin’ny EITI.

Nanome toky anefa ny governemanta Malagasy vaovao ny amin’ny fahavononany hampihatra ny fenitra fifanarahana misahana ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany manerantany. Misy anefa ireo fepetra takiana amin’i Madagasikara ahafahany mandray ny toerany indray eo anivon’ity fikambanana manerantany misahana ny fitrandrahana harena ankibon’ny tany ity dia ny tsy maintsy hanaovan’ny firenena Malagasy tatitra isan-taona. Mialoha ny 31 desambra 2014 no tsy maintsy vita ny tatitra EITI 2013. Ny voalohan’ny volana jolay 2014 kosa no ilaina havoaka ny antsipirian’ireo asa notanterahina tamin’ny taona 2013 miaraka amin’ireo ezaka nisongadina amin’ny fampiharana ny EITI. Ny 5 desambra 2016 moa no fe-potoana hanombohana ny fankatoavana saingy azontsika atao tsara ny mandroso izany rehefa voadiniky ny vondron’ireo mpikambana ny antontan-taratasy momba an’i Madagasikara.
Ramano F.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT