Actualités

Fitondrana Rajaonarimampianina Manambitamby ny fiangonana zandriny koa


  • Alakamisy 14 Septambra 2017

Anisan’ireo fiangonana zandriny iray ahitana tsy fahatomombanana eo amin’ny lafiny fotodrafitrasa ao Fenoarivo Atsinanana ny Acte des Apotres.

Noho izay indrindra dia nilaza ny tompon’andraikitra any an-toerana fa mila fanarenana goavana izy io. Mahamenatra mantsy raha ny tranon’Andriamanitra no atao tsizarizary, hoy izy ireo. Ny avy eo anivon’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny lehiben’ny faritra any an-toerana, raha ny fampitam-baovao, dia efa nanome fanitso hanafoana ny fiangonana ary dia efa nisy ampahany tafapetraka amin’ny toerany tamin’izany. Ankoatra izay, mbola nilaza ihany koa ny avy eo anivon’ny fiadiadiana ny faritra fa mbola hanohy ny fanampiana.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT