Fitakiana ny rariny momba ilay malagasy maty

Nidina an-dalambe ny diaspora ao Mayotte


  • Talata 19 Aogositra 2025

0 amin'ireo malagasy ao an-toerana ireo diaspora malagasy monina ao an-toerana ny alahady teo,

raha ny fampitàm-baovao voaray. Raha tsiahivina, vao andro vitsy lasa izay no nisy malagasy hita faty tany amin'ny torapasik'i Mliha Chanfi. Armela Florent, 19 taona, io hita faty vao haingana io. Ny desambra 2024 koa dia nisy zaza 4 taona nodonin'ny fiara saingy tsy nahazoana rariny izany. Nitandahatra niala teny Passamainty hatreny amin’ny lapan’ny fitsaràna Mamou Zou, ao Kaweni, niakanjo fotsy sy nilanja sora-baventy ireto malagasy monina ao Maioty ireto, raha ny fampitàm-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT