Fisandohana anarana olon’ny govenemanta

Lehilahy 4 nalefa any am-ponja


  • Alarobia 10 Jolay 2024

Olona miisa 4 no nalefa eny am-ponja vokatry ny fisandohana andraikitra nataony.

Nampiasa kaonty sandoka mitondra ny anarana mpikambana ao amin'ny Governemanta tao anatin'ny tambazotran-tserasera Facebook izy 4 mirahalahy ireo.Fanaony ny maka vola aman'olona amin'ny alalan'ny fampanantenana fa mahatafiditra mpiasam-panjakana. Nandray ny andraikitra ny Polisy avy ao amin'ny cybercriminalité ka voasambotra izy efatra ireo ny volana May teo. Nidoboka am-ponja avokoa moa izy ireo. Marihina fa nisy nisandoka ihany koa ny anaran'ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka tamin'ny alalan'ity kaonty Facebook hafa ary efa voasambotra avokoa ireo izay nanao izany.
Pati
Legende : Efa maka saina any am-ponja izy 4 mirahalahy iteo amin’izao !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT