Fisamborana ireo mpivarotra katy

Tezitra mafy i Basta Lion


  • Alakamisy 08 Febroary 2024

Naneho mafy ny hatezerany ny mpanakanto Basta Lion manoloana ny

fisamborana ireo mpivarotra katy teny amin’iny faritr’i 67ha iny. Ny hira rehetra andihizanareo amin'ny bal ireny dia aingam-panahy avy amin'ny katy daholo, hoy izy. Ankehitriny izy voarara eto an-drenivohitra fa tsy voarara any amin'ny tanin'ny Sakalava, noho izany, andao isika hody ry havako... Sakalava Unity, hoy ihany iry mpanakanto ity. Mbola nampiany aza moa hoe ampidiro any am-pigadrana koa aho fa izaho no tena mpihinana an’io katy io eny Ambohipo!
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT