Actualités

Firaisana tamina tovovavy kely Nidoboka am-ponja ilay vazaha antitra


  • Alarobia 19 Aogositra 2020

Vazaha lahy antitra iray 65 taona no tratran'ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona ao Toliara nanao firaisana ara-nofo tamina zazavavy kely iray zaza vao 14 taona.

 

 

 

Tao amina hotely iray any an-toerana izy ireo no tratra ambodiomby ka nosamborina avy hatrany ilay vazaha ity. Tamin'izany no nahalalana fa mpizahantany ity vazaha antitra ity saingy miketrika zavatra hafa amin’ny alalan’ny famotehana sy filalaovana zaza tsy ampy taona ihany koa. Natolotra ny fitsarana ny alatsinainy teo ny raharaha ka nadoboka am-ponja vonjimaika ao amin'ny fonjaben'i toliara ny anaolahy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT