Firaisamonim-pirenena

Hanomana ny solontenany ao amin’ny HCDDED


  • Zoma 15 Martsa 2024

Misy amin’ity anio ity ny fiantsoana ny firaisamonim-pirenena rehetra

misehatra momba ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna hanatanteraka fivoriambe manomboka amin’ny 2 ora sasany tolakandro. Ho tontosaina etsy amin’ny efitra lehibe na «Grande salle» an’ny firaisana faha 4 etsy Andrefan’Ambohijanahary izany, hoy ny fampitam-baovao voaray. Tokana ny lahadinika, raha ny fanazavana, dia ny fanomanana ny solontenan’ny firaisamonim-pirenena ao anatin’ny Filankevitra ambony momba ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna na HCDDED. Asaina, noho izany, ireo firaisamonim-pirenena mijoro ara-dalàna eto Madagasikara mba hitondra ny fanamarinana mifandraika amin’izany, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT