Fiombonan’ny mpanao gazety

Kristianina malagasy Hanamarika ny fijoroany


  • Alarobia 22 Oktobra 2025

Ho marihina amin’ny fomba ofisialy ny

2 novambra 2025 izao ny fijoroan’ny Fiombonan’ny mpanao gazety Kristianina malagasy na FMGKrima, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Fanompoam-pivavahana arahina rindran-kira goavana no atolotry ny fikambanana ho an’ireo izay tonga hifanontrona amin’izy ireo amin’io fotoam-dehibe io, raha ny fanazavàna voaray. Mpanakanto ara-pilazantsara samihafa moa no hanafàna ny fotoana. Ao anatin’izany ny STK Ifarihy Famonjena, STK Antsan’ny Gileada, STK Ambohidahy vaovao, Groupe Shyir, Chorale Trompetra polisim-pirenena, Groupe Miantefa, STK Anosibe Zaivola, Fara Andriamamonjy. Eny amin’ny FJKM Ambohidahy vaovao no fotoana amin’io, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, hoy hatrany ny voalaza.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT