Actualités

Filan-dratsy Lehilahy 24 taona nanolana zazavavy kely 5 taona


  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020

Lehilahy iray 24 taona no nosamborin’ny polisy miasa ao Mahajanga ny sabotsy teo.

 

 

 

Raha araka ny fantatra dia ankizivavy kely vao 5 taona monja no naolan’ ity lehilahy ity tao amin’ny fokontany Antsahabingo Mahavoky , kaominina ambonivohitr’i Mahajanga ny zoma lasa teo. Naiditra hopitaly ao amin’ny CHU Pzaga Androva Mahajanga ity ankizivavy kely ity ary efa nahazo ny fitsaboana sahazy azy. Ilay lehilahy kosa dia notazomina ao biraon’ny Polisy misahana ny ankizy tsy ampy taona natao fanadihadiana mialohan’ny hanolorana azy ny amin’ny fitsarana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT