Fikorontanan’ny toetry ny andro

Niova ny kalitaon’ny voanjon’Itasy


  • Alatsinainy 19 Aogositra 2024

Nigagana mihitsy fahiny ny habe sy hahatsaran’izany voanjon’Itasy izany,

hoy ny fanazavan’ny tekinisianin’ny fambolena iray avy nanjifa voanjo tao Miarinarivo, kaominina anaty faritr’Itasy. Hita ho efa tsy milamina intsony, hoy izy, ankehitriny ny tany volkanika ao an-toerana satria dia nifintina ny haben’ireo voanjo. Misy mihitsy aza ireo somary lasa mikainkona vokatry ny fikorontanan’ny toetry ny andro sy ny fahasimban’ny tontolo iainana. Mitombo koa moa ny isan’ny mponina nefa ny tany miha tery dia tsy misy intsony ny fifandimbiasam-boly. Niova ny kalitaon’ny voanjon’Itasy, noho ny antony maromaro, raha tsy hilaza fotsiny afa-tsy izany voatanisa rehetra teo izany, hoy hatrany ny fanazavan’ity tekinisianin’ny fambolena ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT