Fikasàna hanolana zana-bady

Hitan’ny zandary ihany ilay nahavanon-doza


  • Alakamisy 20 Febroary 2025

Efa natsofony tany anatin'ny kilaotin'ny zana-badiny ny tanany ary notereny ity zazavavy ity

hilalao ny filahiany. Niantso vonjy avy hatrany anefa ilay zazavavy kely ka ren'ny reniny. Nampandre ny Zandary avy ao amin'ny borigady Ambohimalaza avy hatrany, noho izany, ity renim-pianakaviana ity, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Na dia niezaka niafina tany ambany fandriana aza ity nahavanon-doza dia hitan'ny zandary ihany. Ny 16 febroary teo moa no nisian'ny tranga. Ny 18 febroary 2025 no nitondrana an-dralehilahy teny amin'ny fitsarana ka nahavoatazona azy vonjimaika any am-ponja, raha ny fampitam-baovao mikasika ity fikasàna hanolana zana-bady nitranga tao Ambohitsimiova Ampandrianomby, kaominina Ambohimalaza, ity hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT