Actualités

Fikambanan’ireo mpanao « Cash point


  • Alarobia 05 Jolay 2023

Milaza ho maty antoka, nitaraina tamin’ny minisiteran’ny varotra

Nitaraina tamin’ny Minisiteran’ny varotra momba ny “antsojay” mahazo azy ireo ny fikambanan’ireo mpivarotra fahana sy fandefasam-bola amin’ny finday. Betsaka ireo lafin-javatra noresahan’ireo mpandraharaha mpanao “cash point” ireo izay nolazainy fa misy fiantraikany amin'ny mpanjifa mivantana ihany koa. Raha araka ny fantatra dia milaza ho matiantoka kosa izy ireo noho ny hataon’ireo kaompania mpiara-miasa sy miahy azy ireo. Angatahany, noho izany, ny hampihaonana azy ireo amin’ny solontena avy amin'ny Telma, Orange ary Airtel hitondran'izy ireo ny fitarainany sy hanomezany ny vahaolana avy any aminy raha mbola tiana ny hitohizan’ny fiaraha-miasa. Hiankinan-javatra marobe rahateo izany hoy izy ireo noho ny hamaroan’ireo mpanjifa efa mampiasa izany.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT