Actualités

Fikambanana Perfect Madagascar Hitety faritra hanasoa ny mpiara-belona


  • Alakamisy 29 Jona 2023

Fikambanana mpanao asa soa ny Perfect Madagascar tarihin’ny filoha mpanorina azy Rtoa Sylvia Ranaivojaona. Miezaka

 manao izay vitany hatrany ny fikambanana amin’ny fanasoavana ny mpiara-belona, indrindra fa ho an’ireo sahirana ka taorian’ireo mpikambana izay nozaraina fanampiana teto Antananarivo renivohitra dia fantatra fa mbola hitety faritra maro izy ireo. Raha araka ny nambaran-dRaharivololona Mendrika, filohan’ny fikambanana Perfect Antananarivo I dia hatao sy hoatao lavorary izany asa fanampiana ny mpiara-belona izany, mba hifanaraka amin’ny anaran’ny fikambanana misy azy ireo tokoa. Nahafahan’ireo mpikambana nanao fetin’ny Asaramanitra tamim-pifaliana moa izany fanampiana nozaraina tamin’izy ireo izany.
Pati
Legende : Santionany tamin’ireo mpikambana nandray ny fanampiana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT