Actualités

Fikambanana Madagasikara Nosy Miavaka Hampahafantatra ny maha “Taranaka voafidy” azy


  • Talata 07 Jolay 2015

Aorian’Antananarivo, izany hoe afaka alahady roa eo, fotoana hifanomezan’ny fikambanana Madagasikara Nosy miavaka amin’ny Malagasy rehetra etsy amin’ny lycée Rabearivelo Analakely dia hiroso amin’ny kaonferansa mitety faritra izy ireo,

 

hoy i Shalarh Rija Andriamady, tompon’andraikitra voalohany ao anatin’ity fikambanana ity. Mbola ny fampahafantarana ny Malagasy ny momba azy sy ny niaviany ihany ary ny maha taranaka voafidy azy no tanjon’ny fikambanana ao anatin’izany hahafahan’ny firenena mivoaka anaty krizy. Notsindriany fa tsy krizy politika na ara-toekarena no misy eto amintsika fa krizy ara-panahy. Mila mino sy manaiky, araka izany, ny Malagasy fa taranaka Hebreo izay noporofoiny tamina karazan-javatra efatra ny alahady teo dia ny famorana izay hiainantsika Malagasy amin’ny maha taranak’i Abrahama antsika, ny fifandraisan’ny tantarantsika amin’i Afrika sy Indonezia ary ny toerana misy an’i Madagasikara izay ampitan’i Etiopia.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT