Actualités

Fihariana Mirotsaka an-tsehatra amin’ny fivarotan-kena ny vehivavy


  • Alarobia 13 Aogositra 2014

Vokatry ny krizy dia miroso mitady vola ihany koa ny andriambavilanitry ireo mpivarokena any Ambatondrazaka. Tsy mihanona fotsiny amin’ny fikirakirana ny vola hampidirin’ny lehilahy izy ireo fa miditra an-tsehatra manao ny asa rehetra momba ny fivarotan-kena

Vao maraina dia toy ireo lehilahy milahatra hena eny amin’ny Abattoir izy ireo ary avy eo dia mamonjy ny toerana natokana hivarotana izany. Raha mpanampy fotsiny izy ireo teo aloha ankehitriny, miditra antsehatra amin’io asa fihariana fivarotan-kena io. Ny taovan-kena tany ampiandohany no nianaran’izy ireo nivarotra. Ankehitriny ny hena iray manontolo mihitsy no amidiny. Mivaotra arak’izany ny tontolo fivarotan-kena any Ambatondrazaka ary tanteraka tokoa ilay hoe mira lenta.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT