Actualités

Fifaninanana ho mpandraharahan’ny fonja Nahemotra mialohan’ny faran’ny novambra


  • Alakamisy 08 Oktobra 2020

Nahemotra mialohan’ny faran’ny volana novambra izao indray ny fifaninanana hidirana eny amin’ny sekoly ambony ho mpandraharahan’ny fonja na ENAP.

 

 

 

 Naato ity fifaninanana handraisana mpianatra miisa 500 ho mpandraharahan’ny fonja ity noho ny antony ara-pahasalamana izay mifandraika amin’ny Covid 19, hoy ny fanazavana. Efa tomombana ny fanomanana rehetra na teo amin’ny lafiny fandrindrana, tekinika, fitaovana satria nisy ny fiaraha-miasa amin’ny tetikasa tan-tsoroka eo anivon’ny fitsarana Malagasy na PAJMA. Noho ny antony voalaza tetsy ambony anefa dia voatery nandray fepetra ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny fitsarana sy ny ENAP hampiemotra izany, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT